|
Feuille de route.... Il y a 2 Mois, 3 Semaines
|
|
|
Le silence "assourdissant" de la SADC, sur les "dysfonctionnements" du gouvernement de transition, est ahurissant.... Ils sont à Antananarivo, pourquoi? Pour que la feuille de route soit respecté... Les non respects des "fonctions attribuées" à chacun, ne constituent-ils pas à un sabotage de la feuille de route? Ou jusqu'où ces personnes peuvent intervenir, et jusqu'où ils doivent la fermer... vu qu'ils sont sur place... vous avez voulu venir... ASSUMEZ!!!
|
|
Meso
|
|
|
|
|
Re:Feuille de route.... Il y a 2 Mois, 3 Semaines
|
|
|
Sady ny SADC anie hatramin'izay 3 taona nitsabahany t@ ty crise politique teto Madagascar ty zay dia azo lazaina hoe tsy efficace mintsy e! Nefa de misisika fôna izy hoe tsy maintsy ny solution avy aminy no tena mety hamahana ny olana eto amintsika. Ny hevitry aza de hoe aleo ry zareo miala fa avela ho an'ny samy malagasy ihany no mitady ny solution hialana @ crise. Zao ny FFKM efa vonona ny hiara-hitady ny vahaolana indray de isika samy isika no hijery izay vahaolana mety @ rehetra
|
|
neutrebe
|
|
|
|
|
Re:Feuille de route.... Il y a 2 Mois, 3 Semaines
|
|
|
Ny olana de ny mpanao politique eto amintsika mintsy no tsy mety ho afa-po, satria samy te ho lohany sy te hitaingina @ seza dôl. De ze tsy mahazo toerana minainaina, manao grève etsy sy eroa. Ny sasany ndray efa omena fa ny azy ra tsy izy mintsy no miverina eo @ toeran'ny filoha de tsy hanaiky mintsy, avotsotra hono ny helony e! De avereno amiko hono magro e!... sns.
|
|
tsy mahagaga
|
|
|
|
|
Re:Feuille de route.... Il y a 2 Mois, 3 Semaines
|
|
|
Ka menatra kosa ange ny SADC satria hitany hoe misy faille ny feuille de route nataony e, raha tsy nandramana sy neken' i Rajoelina manko iny de lazaina fa izy mintsy no tena be mokon-doha zao mibaribary fa tsy vahaolna ny fanjakana iaraha-mitantana. De aleony manao be marenina fotsiny.
|
|
aza simbaina gasikara
|
|
|
|
|
Re:Feuille de route.... Il y a 2 Mois, 3 Semaines
|
|
|
ny FAT ndray de tsy anaiky ny iverenandravalomanana satri be loatra ny ratsy vitany ka raha mverina dada sy ny troupeny de hita dôly ny ratsy nafenina h@zay. tsy tokony andry rajoelina no mitondra ny FAT fa tsisy vahaolana mitsn eo, ary dada tsy avelany mverina sy mrotsaka filohampirenena satri fantany fa mbola ho lany foana izy
|
|
rst
|
|
|
|
|
Re:Feuille de route.... Il y a 2 Mois, 3 Semaines
|
|
|
Rehefa nataoko ny fandiniuhina dia ny nanaovana ny feuille de route dia ny anamorana ny fodian'i dada eto dago fotsiny fa tsy dia ny hapandamina ny raharaham-politika.Toa voa maika manakorontana azany,Soa dia ny malagasy irery iany azany no tokony andamina ny raharaham-pirenena malagasy é,Madagascar dia an'ny malagasy irery iany fa tsy an'ny afrika atsimo na hafa.........tsy ireo no tokony andidy izay tokony atao sy ny tsy tokony ataon'tsika.
|
|
mo
|
|
|
|
|