Hitanay tao @ fankalazana ny 26 juin tao bordeaux ny sarin'i Mbola mpianatra tao @ Goubkine taloha. Mpinamana taloha akia sady mpianatry Goubkine koa zà eto Paris zahay mipetraka. Aiza ndryi.
je me prénomme Olivier, je réside à Lyon (France), par le biais de cette annonce, je souhaiterai retrouver Alain Fortunat que j\'ai perdu de vu depuis 19ans... Nous avons passé \"nos années collège\" ensemble et avons partagé des moments d\'amitiés sincères...
Nous nous sommes rencontrés lors d\'un de mes séjours à Madagascar en Décembre 1990 et je n\'ai plus reçu de ses nouvelles depuis...
J\'aimerai tant le retrouver...
Je vous remercie...
???????
Réf:98328
Auteur: izio
30/07/2010
annonce ref 97201 du 15/07/2010 a titre info : any France daholo ireo olona ireo ary miampy ny anadahiny iray manambady gasy ary fantatro tsara, mipetraka ao Antanivao fa tsy Mahazina akory, Hery manambady vazaha, Fara manambady karana ary Jacobine ihany no Corinne manambady Sinoa. Ary ianao Ramiand no iza azafady??????? fa ampitaiko ny hafatra.
salut
mba mitady olona mande vôls ( corsairfly) akaty france ny 31 na 30 Juillet izao mba ampitondraina olona
Io olona io dia mitaiza kely ary mba anampy azy @zany no itadiavana olona ra misy
Misaotra mialoha mamaly ny antso
saika mba hitady an'i bao nianatra tao @ droit teny andrainjato ary avy eo izy niasa tao @ librairie catholique mpinamana izahay fa samy tao andrainjato tany @ taona 86-90 tany raha mba mandeha @ sobika ianao dia mba manorata fa ho lazaiko ano hoe iza aho
SVP
Réf:98239
Auteur: RAVELOMANANA
29/07/2010
Mitady an\'i Mme Domoina nipetraka tany Toamasina, t@ taona 1994 tany ho any, nianatra tao @ Stella. Hotry ny any La Réunion @ zao hono! Mila azy fa maika b ny hitadiavana azy momba na.....
Izaho afaka mitondra entana miainga avy eto Madagascar makany France @ mois d'aout.
Nankaiza??
Réf:98102
Auteur: mpitady
28/07/2010
mitady an'i Fara Herizolalaina nipetraka tany anosizato talo elabe, nianatra tao @ INTH de avy eo nanao stage tany Sambava de avy eo tsy hita tsony - ny zandrinao mbola tsmaafantatra anao akory. 0342926741
je suis une fille de 22 ans,et 170cm,54 kg.
je cherche un homme serieux pour etre avec moi pour toujours.
voici mon numero 00261337146426,
appelle moi
bye
mitady an\\\\\\\'i France ao Moramanga
Réf:98065
Auteur: Eric
28/07/2010
Ra mba misy mahafantatra ny contact ahazoana an\\\\\\\'i Manantena Fenosoa Marie France ao Moramanga miasa ao amin\\\\\\\'ny Hopitaly mba omeo vaovao e!!!!!!
firy ny num ô!!!
"Ny anjara tsy azo raha tsy antonina"Vehivavy 31 taona eto Frantsa mbola irery ,mila olona hifandraisana mba ho lasa namana ka raha tsara ny fifandraisana dia mety ho lasa mpifankatia noho izany mila fifamatorana sy fahatsorana "safidynyaina@yahoo.fr"
Depuis 2001, Sobika.com parle de Madagascar autrement et met en valeur l'action quotidienne des malgaches.
Aucune inscription ni donnée personnelle nominative ne sont demandées pour naviguer sur le site.